Malagasy
Surah As-Sharh ( The Opening Forth) - Aya count 8
أَلَمْ نَشْرَحْ لَكَ صَدْرَكَ ﴿١﴾
Moa tsy efa nosokafanay ve ny tratranao,
وَوَضَعْنَا عَنكَ وِزْرَكَ ﴿٢﴾
Ary efa nesorinay taminao ny enta-mavesatra,
ٱلَّذِىٓ أَنقَضَ ظَهْرَكَ ﴿٣﴾
Izay nitambesatra tao an-damosinao.
وَرَفَعْنَا لَكَ ذِكْرَكَ ﴿٤﴾
Ary nasandray ho ambony ny anaranao
فَإِنَّ مَعَ ٱلْعُسْرِ يُسْرًا ﴿٥﴾
Tena marina fa aorian'ny fahasarotana dia ny fahamorana.
إِنَّ مَعَ ٱلْعُسْرِ يُسْرًۭا ﴿٦﴾
Eny ! Aorian'ny fahasarotana dia ny fahamorana.
فَإِذَا فَرَغْتَ فَٱنصَبْ ﴿٧﴾
Ka rehefa malalaka ianao dia mitsangana.
وَإِلَىٰ رَبِّكَ فَٱرْغَب ﴿٨﴾
Ary manàna faniriana ho any amin'ny Tomponao.