Malagasy
Surah An-Nas ( Mankind ) - Aya count 6
قُلْ أَعُوذُ بِرَبِّ ٱلنَّاسِ ﴿١﴾
Lazao hoe : \"mitady fiarovana avy amin'ny Tompon'ny olombelona aho.
مَلِكِ ٱلنَّاسِ ﴿٢﴾
Ilay mpanjakan'ny olombelona.
إِلَٰهِ ٱلنَّاسِ ﴿٣﴾
Andriamanitry ny olombelona.
مِن شَرِّ ٱلْوَسْوَاسِ ٱلْخَنَّاسِ ﴿٤﴾
manoloana ny ratsy ataon’ny mpibitsibitsika miafina
ٱلَّذِى يُوَسْوِسُ فِى صُدُورِ ٱلنَّاسِ ﴿٥﴾
izay maka fanahy ny fon’olombelona,
مِنَ ٱلْجِنَّةِ وَٱلنَّاسِ ﴿٦﴾
Na avy amin'ny jiny (Angatra / Matoatoa) izany na avy amin'ny olombelona izy ireny.\"