Main pages

Surah Al-Ikhlas ( Sincerity )

Malagasy

Surah Al-Ikhlas ( Sincerity ) - Aya count 4

قُلْ هُوَ ٱللَّهُ أَحَدٌ ﴿١﴾

Lazao hoe : \"Allah dia Tokana.\"

ٱللَّهُ ٱلصَّمَدُ ﴿٢﴾

Allah ilay hany ianteheran'ny rehetra.

لَمْ يَلِدْ وَلَمْ يُولَدْ ﴿٣﴾

Tsy niteraka Izy no tsy nateraka ihany koa.

وَلَمْ يَكُن لَّهُۥ كُفُوًا أَحَدٌۢ ﴿٤﴾

Ary tsy misy na dia iray aza mitovy Aminy.